Entrée hahay
Partie du discours nom
Définition malgache  [Betsimisaraka] anaran-gidro mpivoaka alina fa tsy mba mivoaka amin'ny antoandro [Rakotosaona 1972]
Définition anglaise aye-aye (Daubentonia madagascariensis) [Mittermeier: Lemurs]
Définition française aye-aye (Daubentonia madagascariensis) [Mittermeier: Lemurs]
Vocabulaire 
Nom scientifique Daubentonia madagascariensis
Autres orthographes 
Synonymes aingitra
Tableaux et planches Les Lémuriens

Entrée hahay (hay)
Partie du discours futur du verbe actif mahay
Exemples 
1Toa tokana ihany hatrany no tao an-dohany : ny hahay taratasy! [Ravelomanana: Lalana, page 123]
2Iza no hahay hitantara ny hamaizinan' ny tao an-tokan-tranon' i Bina? [Rajaonarivelo: Bina, page 104]
3Aoka ianareo hahay mijery sy mandinika ny zava-dehibe kokoa noho ny volon-doha. [Randriamamonjy: Ombalahibemaso, page 56]

2015/10/11