Entrée Atoa
Partie du discours   nom (abréviation)
Définition malgache   Andriamatoa [3.1]
Exemples  
1Ary dia tsy lany solombavambahoaka moa Atoa Ravelojaona. [Ravelomanana: Lalana, page 128]
2Tia tanindrazana sy mpanompon' ny Firenena Atoa Randriamamonjy F. [Randriamamonjy: Tantara, page 4]
Vocabulaire  
Antonymes  

Entrée atoa
Partie du discours   nom
Définition malgache   Antsa na hira miaraka amin' ny lamako, fanindrahindrana sy fanasohasoana ny mpanjaka, na fanao amin' ny fanandratana ny sampy taloha [Rajemisa 1985]
Définition anglaise   a song sung in honour of the sovereign, the idols, or at the time of circumcision. [Richardson 1885]
Vocabulaire  
Dérivations  

Entrée atoa
Partie du discours   préposition [liste]
Définition malgache   [Taisaka] etsy [Rakotosaona 1972]
Définition française   [Taisaka] là (près) [Deschamps 1936]
Synonymes   ato

Mis à jour le 2017/08/03