|
|
|
|

Entrée (1/3)1  etỳ
Partie du discours  2  adverbe
Explications en malgache  3  Milaza toerana malalaka misy ny tena, mifamaly amin' ny atỳ izay manisikevitra mifanohitra amin' ny any, ary mifanohitra amin' ny eto, izay milaza toerana tokana: Mahasalama ny monina etỳ ambanivohitra (Tiako ny monina atỳ ambanivohitra noho ny any ambonivohitra ~ Tiako ny mitsotsotra eto ambody hazo eto)
4  Momba ny fiverenany indroa sy ny milaza ny lasa, jereo eo [1.1]
Explications en anglais  5  here fairly close (in sight) [1.7]
Explications en français  6  ici assez près, visible [1.8]
Exemples  7  Feno azy ireny tety amintsika taloha. [2.117]
8  Moa tsy nisy olona nampiahiahy akory nanatonatona tety? [2.357]
9  Raha nisy filanjana aza tety, tsy navelanay handia tany hianao! [2.324]
Morphologie 
10  Présent :
11  Passé :
12  Futur :
13  Impératif :
Dérivés 
14  Verbes actifs :
15  Noms :
16  Adverbes :
Analogues  17  etỳ, eto, eo, etsy, eny, eroa, erỳ, atỳ, ato, ao, atsy, any, aroa, arỳ
Mots composés 
Tableaux et planches  19  Tous les adverbes

Entrée (2/3)20  ety
Partie du discours  21  Non spécifié
Explications en anglais  22  primitive root of MEty [1.2#812]
Explications en français  23  racine de MEty [1.3#131]
Dérivés 
24  Noms :
25  Adjectifs :

Entrée (3/3)26  ety
Partie du discours  27  adjectif
Explications en malgache  28  Ilazana toerana kely sakana na habe ka tsy omby: Ety ny lalana taloha ~ Ety kely itỳ efitrano itỳ ka mijaly izahay
29  Tsy afa-miaina tsara fa toa voaporitra ny tena: Ety aho ka mikisakisaha
30  Mafy, sarotra: Ety loatra izany lalana mbola hodiavintsika izany [1.1]
Explications en anglais  31  narrow, close [1.7]
Explications en français  32  étroit, serré [1.8]
Dérivés 
33  Verbes actifs :
34  Verbes passifs :
35  Verbes relatifs :
36  Noms :
Mots composés 

Anagrammes  39  ety, etỳ, ety, etỳ

Mis à jour le 2023/10/28