Entrée dakam > lakana
Partie du discours nom
Explications en malgache Fitaovana hazo na vy entina mitety na mandeha ambony rano, mita rano; matetika ny lakana dia vita amin' ny vatan-kazo lehibebe noloahana izay manjary maivana ary mitsinkafona tsy milentika
Lakan-drafitra very fivoy: enti-milaza olona tsy manana na inona na inona hianteherana intsony hamonjena tena [1.1]
Explications en anglais A canoe. Laka is used in the provinces. [Poly. Waha, vaka, hak (?)] [1.2]
 A dugout canoe; any small boat [1.7]
Explications en français Pirogue, petit bateau [1.8]
Exemples 
1Nanantena ny hoampitaina izy rehefa miverina, nefa tsy teo intsony koa ny lakana. [2.470]
2miendaka tsikelikely ny rafitra tsirairay aminy, ary farany dia tsy hisy intsony fa lakana goavana bontolo no sisa tavela. [2.471]
Vocabulaire 
Dérivés 
Mots composés 
Phytonymes 
Proverbes 
Illustrations 

Anagrammes 

Entrée dakam > dakana (daka)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Asiana ny daka: Nodakany indray mandeha monja ny baolina dia tafiditra tao anaty tsatokazo [1.1]
Explications en anglais To be kicked [1.2, 1.7]
Explications en français A qui on donne un coup de pied; où l'on met une pièce de soutènement [1.3]
 à qui on donne un coup de pied [1.8]
Morphologie 
Présent : dakana, dakako, dakanao, dakany, dakantsika, dakanay, dakanareo, dakan', dakan-, dakam-, daka-
Passé : nodakana, nodakako, nodakanao, nodakany, nodakantsika, nodakanay, nodakanareo, nodakan', nodakan-, nodakam-, nodaka-
Futur : hodakana, hodakako, hodakanao, hodakany, hodakantsika, hodakanay, hodakanareo, hodakan', hodakan-, hodakam-, hodaka-
Impératif : dakao

Anagrammes