Entrée lakan-drano
Mots élémentaires lakana ; rano
Partie du discours nom
Explications en malgache Tatatra natao handehanan' ny rano. Masondrano tsy vita-Nanahary fa nataontanan' olombelona mba handehanana an-dakana na hanondrahana ny tany manodidina [1.1]
Explications en français Canal [1.13]
Exemples 
1Badain' ny tompon-tatatra ny lakandrano mankamin' ny tany tsy tiany hahazo. [2.472]
2Ny hadin-tany dia asa entina manamaintimolaly ny fanjakana : lakandrano, fefiloha, tetezana. [2.113]

Entrée lakan-drano
Partie du discours nom
Explications en malgache Ilazana ny lakandamosina; ny lempona lavalava midina amin' ny lamosina [1.1]
Vocabulaire 
Synonymes lakamosina ~ lakandamosina ~ lakandrano-damosina
Mots composés 

Mis à jour le 2023/06/17