|
|
|
|

Entrée1  lakana
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Fitaovana hazo na vy entina mitety na mandeha ambony rano, mita rano; matetika ny lakana dia vita amin' ny vatan-kazo lehibebe noloahana izay manjary maivana ary mitsinkafona tsy milentika
Lakan-drafitra very fivoy: enti-milaza olona tsy manana na inona na inona hianteherana intsony hamonjena tena [1.1]
Explications en anglais  4  a canoe. Laka is used in the provinces. [Poly. Waha, vaka, hak (?)] [1.2]
5  a dugout canoe; any small boat [1.7]
Explications en français  6  pirogue, petit bateau [1.8]
Exemples  7  Nanantena ny hoampitaina izy rehefa miverina, nefa tsy teo intsony koa ny lakana. [2.470]
8  miendaka tsikelikely ny rafitra tsirairay aminy, ary farany dia tsy hisy intsony fa lakana goavana bontolo no sisa tavela. [2.471]
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes relatifs :
Noms :
Adjectifs :
Tous les mots composés  19  25 combinaisons de lakana
Vocabulaire  20  Navigation
Proverbes  21  Proverbes contenant le mot lakana
Citations  22  Textes citant lakana
Illustrations 

Anagrammes  23 kalana, 24 lakana, 25 lanaka

Mis à jour le 2025/09/19