Entrée tongotra mby an-dakana
Mots élémentaires tongotra ; mby ; lakana
Partie du discours locution
Explications en malgache (tongotra efa ao anaty lakana) ka tsy azo averina intsony: enti-milaza zavatra efa natomboka natao ka tsy azo itsoahana intsony [1.1]
Explications en anglais Your feet are already in the canoe: you are on your way now [1.7]
Explications en français Vous avez les pieds dans la pirogue: vous voilà bien parti, vous ne pouvez plus reculer [1.8]
Exemples Tongotra mby an-dakana ny ahy ka tsy mba mimpody intsony. [2.324]

Mis à jour le 2023/06/10