|
|
|
|

Entrée1 daka
Partie du discours  2 nom
Explications en malgache  3 Famelezana amin' ny tongotra, tsipaka: Nasian' ny soavaly daka indray mandeha izy dia tsy tafarina
Tohana: Asivy daka ny lohatrano fa lava loatra [1.1]
Explications en anglais  4 a kick, kicking [Ar. Daqqa (?)] see diamanga, tsipaka [1.2]
5 a kick [1.7]
Explications en français  6 Coup de pied, ruade: Namely daka azy ny soavaly (Le cheval lui a donné un coup de pied)
Pièce de soutènement, arc-boutant: Asivy daka ny lohatrano, fa lava (Mettez une pièce de soutènement au chevron, parce qu'il est long) [1.3]
7 coup de pied [1.8]
Exemples  8 Karavasy daka, karavasy daka, misesisesy hatrany izany [2.472]
9 Levilevy sy daka akory ary no azoko tary ananona tary, ka nahatonga ahy hanao tsao-pe ho tsembotsemboka toy izao [2.470]
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes relatifs :
Noms :
Adjectifs :
Analogues  18 ambadika, 19 ankoatra, 20 ankodina, 21 antongomby, 22 antsatoka, 23 dakabe, 24 diamanga, 25 kapatokana, 26 kopalamanatrika, 27 tsipaka
Tous les mots composés  283 combinaisons de ce mot
Proverbes  29 Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  30 daka, 31 kada

Mis à jour le 2025/11/02