Entrée | 1 saribakoly |
Mots élémentaires | 2 sary, 3 bakoly |
Partie du discours | 4 nom |
Explications en malgache |
5 saripapety [Taifasy]
[1.78] 6 Sariolona izay matetika vita amin' ny bakoly, ka ataon' ny ankizivavy kely kilalao kizanajanaka [1.1] |
Explications en anglais |
7 a doll [1.7] |
Explications en français |
8 poupée [1.8] |
Exemples |
9 Tereny izy hanao saron-tava, ho lasa saribakoly, ampitondrainy anarana hosoka, aseho ho toy ny tsy afaka miara-monina amin' ny hafa, tena tsy avotra intsony.
[1.369#]
10 Tsy Ratovo ihany anefa no voa fa any an-takona any dia misy fo mijaly, eritreritra marary, ary fanahy fadiranovana, mahita maso ity zazavavy toy ny saribakoly eo anoloan' ny trano bongo. [2.895#] |
Vocabulaire | 11 Jeu |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |