Entrée sary
Partie du discours nom
Explications en malgache Fakan-tahaka zavatra anankiray amin' ny soritsoritra misy loko na tsia, izay sahala mifandraika amin' ilay zavatra: Misy sarin' ny trano fianaranay ato amin' ity boky ity. [Rajemisa 1985]
Explications en anglais a picture
¶ bastard offspring [Hallanger 1973]
Explications en français image, tableau
¶ descendance bâtarde [Hallanger 1974]
 dessin, croquis, figure, graphique, image, photo [SLP 1986]
Dérivations 
Mots composés, titres, noms 
Exemples Nony inona, mody namaky gazety sy nizaha sary vitsivitsy nihantona tsy lavitra eo izy. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 105]
Toponymie Noms des lieux comprenant le mot sary (1): Ambatosariomby

Entrée sary
Partie du discours Non spécifié
Explications en malgache Asa ataon' izay misafo na mitsapa zavatra na toetran' olona amin' ny fanaovana an-tsafelika. [Rajemisa 1985]
Dérivations 

Entrée sary
Partie du discours Non spécifié
Explications en malgache  [Tambahoaka] toa [Rakotosaona 1975]

Entrée sary
Partie du discours nom
Explications en français appellation botanique: Potameia [Rakotovao: Bois]
Vocabulaire 
Nom scientifique Potameia
Synonymes antavaratra ~ resonjo

Mis à jour le 2022/01/12