| Entrée | 1 kapa tokana | 
| Mots élémentaires | 2 kapa, 3 tokana | 
| Partie du discours | 4 nom | 
| Explications en malgache | 5   karazan-daka toy ny kapa tsotra ihany, saingy mihorirana kely kosa ny vatana, dia entina mankeo anoloana ny tongotra vao alefa amin' ilay asiana, ka mazàna no mahavoa ao an-danivoa [1.1] | 
| Explications en anglais | 6   (kapatokana) a mode of playing diamanga [1.2] | 
| Analogues | 7 diamanga | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |