Entrée tokana
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Iray, anankiray, singana: Andriamanitra dia tokana ary tsy mety ho maro Izy
Irery, miavaka irery, manirery: Trano tokana erý an-tampon-tendrombohitra no ipetrahany
Tsy misy afa-tsy izany: Ny fanamboaran-tena tokana no hany raharahany mandritra ny maraina tontolo
Mitovy hevitra: fotsiny ~ honjohonjo ~ irery ~ singana [1.1]
Explications en anglais Alone, single [1.7]
Explications en français Seul, solitaire [1.8]
Exemples 
1Samy nitsetra an-dRazay voronkely tokana rava akany nialofana ny olona rehetra. [2.324]
2Nanaiky azy fatratra ilay soavaly tokana atahorany isan' andro vaky. [2.470]
3Lalan-tokana no azonareo roa lahy aleha, hoy izy. [2.472]
Morphologie 
Simple : tokana, tokam-, tokan-, toka-
Dérivés 
 
Mots composés 
Phytonymes 
Toponymes 
Proverbes 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/05/24