|
|
|
|

Entrée1  atokana
Radical  2 tokana
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4 Atao amin' ny toerana iray mba tsy hifangaroany amin' ny hafa: Atokana ny marary hoditra hatraiza hatraiza.
5 Tehirizina: Atokako hividianako fanaka ny ampahafolon' ny karamako isambolana. [1.1]
Explications en anglais  6 to be set apart; to be consecrated. [1.7]
Explications en français  7 qu'on met à part; qui est consacré; qu'on met de côté, qu'on réserve, qu'on consacre. [1.8]
Exemples  8  Ny ankamaroan' ny fotoam-pivoriana natokana ho an' ny tetibola dia tsy maintsy atokana ho an' ny lalàna itantanana ny volam-panjakana. [4.27]
Morphologie 
9  Présent :
10  Passé :
11  Futur :
12  Impératif :

Anagrammes  13 akantao, 14 akatona, 15 akotana, 16 antaoka, 17 atakona, 18 atokana, 19 atonàka, atonaka

Mis à jour le 2025/11/10