|
|
|
|

Entrée1  kely
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3  Tsy lehibe, madinika: Trano kely no ipetrahanay 4  Tsy be, vitsy, tsy firy: Kely ny isan' ny mpianatra tonga 5  Manify, mezaka: Kely ny vahan' io olona io 6  Fohy zeny: Lazain' ny mpitantara fa olona kely, hono izany vazimba izany. [1.1]
Explications en anglais  7  little, small [1.7]
Explications en français  8  petit, peu [1.8]
Exemples  9  Manampy anay amin’ ny varotra kelinay ao izy, rahefa nahavita izay mba vitany tamin’ ny fianarana. [2.4]
Morphologie 
10  Simple :
Dérivés 
11  Verbes actifs :
12  Verbes passifs :
13  Verbes relatifs :
14  Noms :
15  Adjectifs :
16  Adverbes :
Analogues  17  kely ray, kely reny, kely endaka, kambity, kambitry, tsingentana, botity, bija, bitika, boleta, bozeta, bozeny, mafy kely, vatokely, madinika, majinika, hetry, botry, katita, aketalahy, tsampirano, tapak' amponga, nihinan-tain' orona, tsapitika
Mots composés 
Zoonymes 
Phytonymes 
Patronymes 
Toponymes 
Titres 
Proverbes  70  Proverbes contenant le mot kely

Mis à jour le 2023/05/16