Entrée voronkely
Mots élémentaires vorona ; kely
Partie du discours nom
Exemples 
1hoy Railovy niantso ny voronkely nanakaiky azy. [2.5]
2Dia nihira indray ny voronkely hoe : "Mihinana anie ity olona! [2.69]
Morphologie 
Simple : voronkely, voronkeliko, voronkelinao, voronkeliny, voronkelintsika, voronkelinay, voronkelinareo, voronkelin', voronkelin-, voronkelim-
Préfixée : -boronkely, -boronkeliko, -boronkelinao, -boronkeliny, -boronkelintsika, -boronkelinay, -boronkelinareo, -boronkelin', -boronkelin-, -boronkelim-
Mots composés 

Mis à jour le 2023/12/09