|
|
|
|

Entrée1  kely
Partie du discours  2  adjectif
Morphologie 
3  Simple :
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes relatifs :
Noms :
Adjectifs :
Adverbes :
Tous les mots composés  23  189 mots contenant kely
Explications en malgache  24  [1.1] Tsy lehibe, madinika: Trano kely no ipetrahanay
Tsy be, vitsy, tsy firy: Kely ny isan' ny mpianatra tonga
Manify, mezaka: Kely ny vahan' io olona io
Fohy zeny: Lazain' ny mpitantara fa olona kely, hono izany vazimba izany.
Explications en anglais  25  [1.7] little, small
Explications en français  26  [1.8] petit, peu
Exemples  27  [2.4] Manampy anay amin’ ny varotra kelinay ao izy, rahefa nahavita izay mba vitany tamin’ ny fianarana.
Analogues  28  kely ray, kely reny, kely endaka, kambity, kambitry, tsingentana, botity, bija, bitika, boleta, bozeta, bozeny, mafy kely, vatokely, madinika, majinika, hetry, botry, katita, aketalahy, tsampirano, tapak' amponga, nihinan-tain' orona, tsapitika
Proverbes  29  Proverbes contenant le mot kely

Anagrammes  30  kely, kile

Mis à jour le 2025/08/22