|
|
|
|

Entrée1  ondrikely malahelo
Mots élémentaires  2 ondry, 3 kely, 4 malahelo
Partie du discours  5  locution
Explications en malgache  6 ondrikely sady kamboty no mahia novonoina raha nanao fianianana: nozonina sy notsitsihina teo ilay ondrikely ary nangatahina tamin' Andriamanitra mba hianjera amin' izay mivadika amin' ny fianianana ireo ozona ireo [1.1]
Synonymes  7 ondrikely kamboty

Mis à jour le 2025/09/12