|
|
|
|

Entrée1  ondrikely kamboty
Mots élémentaires  2 ondry, 3 kamboty
Partie du discours  4  locution
Explications en malgache  5 ondrikely sady kamboty no mahia novonoina raha nanao fianianana: nozonina sy notsitsihina teo ilay ondrikely ary nangatahina tamin' Andriamanitra mba hianjera amin' izay mivadika amin' ny fianianana ireo ozona ireo [1.1]
Synonymes  6 ondrikely malahelo

Mis à jour le 2025/09/12