|
|
|
|

Entrée1  Kotokelimiadilaona
Mots élémentaires  2  Koto, 3  kely, 4  miady, 5  laona
Partie du discours  6  nom
Explications en malgache  7  Antokon-kintana efatra somary andrefana kelin' ny vahindanitra, izay mamiratra tsara manaitra ny maso [1.1]
Explications en français  8  Les pléiades [1.3]
Exemples  9  Mahavona ny kofehin'ny ikotokelimiadilaona va ianao, ary mahavaha ny Telonohorefy? [2.996]
10  Curiously enough, the Malagasy appear to have given names only to these two prominent clusters of stars. The Pleiades they call Kotokeli-miadi-laona"/> -- i.e. "Little boys fighting over the rice mortar"; while the three stars of Orion's belt they call Telo-no-ho-refy -- i.e. "Three make a fathom." [2.459]
11  Manao ireo kintana lehibe Izy, dia ny Bera sy ny Telonohorefy ary ny Ikotokelimiadilaona sy ireo kintana maro any atsimo, Izy no nahary ny Orsa, ny Telonohorefy, ny kotokelimiadilaona, ary ny lafin' ny lanitra atsimo. [2.996#]
Vocabulaire  12  Astronomie
Autres orthographes  13  ikotokelimiadilaona, kotokelymiadylaona
Synonymes  14  miadilaona
Analogues  15  telonohorefy
Citations  16  Textes citant Kotokelimiadilaona

Anagrammes  17 Kotokelimiadilaona, 18 kotokely miady laona

Mis à jour le 2025/09/12