Entrée laona
Partie du discours nom
Définition malgache Hazo na vato noloahana -- fa tsy tanteraka -- ka atao fitotoam-bary: Laom-bato, laon-kazo [Rajemisa 1985]
Définition anglaise a mortar for pounding rice; any mortar [Mal. lasung (?)] [Richardson 1885]
 a mortar for pounding rice, maize, etc [Hallanger 1973]
Définition française mortier pour piler le riz, le maïs, etc [Hallanger 1974]
Exemples 
1laona sy fanoto no manodidina azy ary ahitra malemy mifatratra an-tsobiky no taingenan' ny sasany aminy. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 20]
2Nafenina daholo teo ny laona sy ny fanoto. [Andraina: Mitaraina, page 123]
Citations 
Toponymie Noms des lieux comprenant le mot laona (1): Ambatolaona

2013/06/09