|
|
|
|

Entrée1  kely ambaitra
Mots élémentaires  2 kely, 3 ambaitra
Partie du discours  4  locution
Explications en malgache  5 malemilemy ka mila fitandremana fatratra. [1.1]
Explications en français  6 très dangereux.
7 très délicat, qui exige une grande attention, qu'un petit manquement rend funeste. [1.3]
Exemples  8  kely ambaitra ny zaza, mora andairana ka maro ny toe-javatra na tsara na ratsy nety ho nandalo dia raikitra. [2.356]
9  Tian-dRainitoandro hitondrana amin' io karaza-mofo io ny zanany, saingy kely ambaitra no lafo loatra araka ny fiheverany azy, koa dia naleony ihany mofo gasy matevina sy ramanonaka be menaka; [2.470]

Mis à jour le 2025/09/12