| Entrée | 1 zazakely | 
| Mots élémentaires | 2 zaza, 3 kely | 
| Partie du discours | 4 nom | 
| Explications en malgache | 5   zaza mbola kely, eo amin' ny herintaona na roa taona [1.1] | 
| Exemples | 6   Iza no miantoka koba ny zazakely mbola minono?
[2.270#] 7 Mety ilaina ny fandidiana mba hamoahana ilay zazakely. [2.424#] 8 Nidridridridry sy nitomany tahaka ny zazakely mihitsy. [2.357#] | 
| Mis à jour le 2025/10/11 |   |