|
|
|
|

Entrée tomboka
Partie du discours nom
 Fandentehana angady amin' ny tany; fanapahana (biby na ahitra) main' ny angady; famelezana amin-java-maranitra [1.1]
 Un coup de pioche donné à la terre [1.3]
Dérivés 

Entrée tomboka
Partie du discours nom
 Fiampangana olona amin-javatra tsy nataony, endrikendrika tsy marina: Tokony hofadinany endrikendrika, ny tomboka befahatany fa manohitra ny fitiavanamana [1.1]
 Accusations fausses [1.3]
Dérivés 
Synonymes tombotomboka

Entrée tomboka
Partie du discours nom
 Fametahana kase amin' ny taratasy, fametahana marika amin-javatra: Tombo-kase ~ tombo-kavatsa [1.1]
 Apposition du cachet à une pièce officielle [1.3]
Dérivés 

Entrée tomboka
Partie du discours nom
  [Taisaka] Vary an-tanety ambolena amin' ny tavy ka jinjaina amin' ny fahavaratra [1.1]
Exemples Ny vary tomboka dia ny vary maniry amin' ny ala notevezina. [2.508]

Entrée tomboka
Partie du discours nom
 Fiandohan' asa, fanaovan-javatra voalohany, fisantarana amin' izay atao [1.1]

Entrée tomboka
Partie du discours nom
 Bibikely mamorivory fotsy ao anatin' ny ranon' ando maraina izay heverin' ny olona ho mahatonga vay raha voakasika na voahitsaka: Voan' ny tomboka ny tongotr' Isambito
Karazana vay mpahazo ny omby [1.1]
 Karazana aretina mpahazo ny olona sy ny biby ateraky ny basiliosin'arina [1.13]
 Charbon [1.3, 1.13]
 Anthrax, bubon très douloureux [1.3]
 Charbon bactéridien [1.196]
Vocabulaire 
Analogues  fanenitra ~ tetanosy

Entrée tomboka
Partie du discours nom
  [Bezanozano] Loaka, lavaka [1.78]

Entrée tomboka
Partie du discours adjectif
  [Bezanozano] Bongo: Trano bongo [1.78]

Mis à jour le 2023/04/24