| Entrée |
manomboka
(tomboka)
|
| Partie du discours | verbe actif
|
| | Manao ny fiandohany: Tamin' ny valo aho no nanomboka ny entimodiko Manao voalohany: Iza no nanomboka ady taminareo roa lahy Miandoha, tonga ny fiandohany: Manomboka sahady lahy ny fahavaratra
[1.1]
|
| Exemples |
| 1 | manomboka izao ankehitriny izao ialahy, izao dia izao, dia any alatrano ialahy no matory.
[2.470]
|
| 2 | Amin' ny fito no manomboka ny asa, dia mijanona amin' ny iray.
[2.472]
|
|
| Morphologie |
| Présent : |
manomboka |
| Passé : |
nanomboka |
| Futur : |
hanomboka |
| Impératif : |
manombòha |
|
|
| Entrée |
manomboka
(tomboka)
|
| Partie du discours | verbe actif
|
| | Manisy marika amin' ny vy mahamay, mitetika: Misy olona manomboka ny tarehiny any Afrika [1.1]
|
| Morphologie |
| Présent : |
manomboka |
| Passé : |
nanomboka |
| Futur : |
hanomboka |
| Impératif : |
manomboha |
|
|