|
|
|
|

Entrée manandrana (andrana)
Partie du discours verbe actif
 Mitsapa mialoha: Andeha hanandrana ilay angadinomby vao novidiko aho rahampitso
Mihinana kely amin-javatra iray hahalalana ny tsirony: Manandrama amin' ity paiso itý ianao fa hankasitraka aoka izany [1.1]
 To taste, to try, to prove, to commence. [1.2]
 Essayer, goûter [1.3]
Morphologie 
Présent : manandrana
Passé : nanandrana
Futur : hanandrana
Impératif : manandrama

Mis à jour le 2023/10/07