| Entrée | tombotomboka (tomboka) | |
| Partie du discours | nom | |
| [Sihanaka] Endrikendrika [1.78] | ||
| Fiampangana olona amin-javatra tsy nataony, endrikendrika tsy marina: Tokony hofadinany endrikendrika, ny tombotomboka befahatany fa manohitra ny fitiavanamana [1.1] | ||
| Dérivés |
| |
| Synonymes | tomboka | |
| Mis à jour le 2023/01/20 |
|