| Entrée | manombotomboka (tombotomboka (tomboka)) | ||||||||
| Partie du discours | verbe actif | ||||||||
| [Bezanozano] Miampanga lainga [1.78] | |||||||||
| [Sihanaka] Mandainga [1.78] | |||||||||
| Miampanga olona amin' ny zavatra tsy nataony, tsy misy antony; manendrikendrika [1.1] | |||||||||
| Morphologie |
| ||||||||
| Mis à jour le 2023/01/20 |
|