Entrée | fitomboka (tomboka) | |
Partie du discours | nom | |
Toetran' ny zavatra mitomboka, izany hoe misy tomboka [1.1] | ||
Entrée | fitomboka (tomboka) | |
Partie du discours | nom | |
Soratra sy sary voasokitra amin' ny fingotra, izay tsindriana amin' ny ranomainty natokana ho amin' izany, ka atomboka amin' ny taratasy ary dia mamerina ilay soratra sy sary. (Ny fitomboka dia mazàna atao ho fanamarinana ny maha-ara-dalàna ny taratasy misy azy) [1.1] | ||
Cachet [1.13] | ||
Mis à jour le 2009/10/28 |
![]() |