| Entrée |
mitomboka
(tomboka)
|
| Partie du discours | verbe actif
|
| | Misy kase, misy marika natao tamin' ny vy mahamay matetika: Valopy tsy mitomboka ity. / Mitomboka ny tarehiny Isaina, heverina ho toy ny izy ihany: Mitomboka ihany ny andronao raha marary ianao [1.1]
|
| | Sceller, apposer un cachet [1.8]
|
| Morphologie |
| Présent : |
mitomboka |
| Passé : |
nitomboka |
| Futur : |
hitomboka |
| Impératif : |
mitomboha |
|
|
| Entrée |
mitomboka
(tomboka)
|
| Partie du discours | verbe actif
|
| | Mamaky bainga amin' ny angady [1.1]
|
| | To stab; to pierce [1.7]
|
| | Donner un coup de bêche ou de lance [1.8]
|
| Morphologie |
| Présent : |
mitomboka |
| Passé : |
nitomboka |
| Futur : |
hitomboka |
| Impératif : |
mitomboha |
|
|
| Entrée |
mitomboka
(tomboka)
|
| Partie du discours | verbe actif
|
| | Miandoha: Mitomboka rahampitso ny vakansy (ny fiteny matetika anefa amin' io hevitra io dia ny hoe: miantomboka, na manomboka) [1.1]
|
| Morphologie |
| Présent : |
mitomboka |
| Passé : |
nitomboka |
| Futur : |
hitomboka |
|
|