Entrée | fanombohana (tomboka) | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Fanaovana ny fiandohan-javatra iray, fanaovana voalohany: Anio no fanombohana ny asa tanimbary Fiandohana: Misy olona maty eo amin' ny fanombohan' ny tantara [1.1] | |
Explications en français | L’action de commencer, de sceller, de tatouer, d’accuser injustement, l’instrument, le cachet, le sceau, le lieu, le motif [1.3] | |
Entrée | fanombohana (tomboka) | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Fanasiana marika amin' ny vy mahamay, fitetehana: Didian' ny fanjakana ve ny fanombohana ny omby? [1.1] | |
Mis à jour le 2023/06/14 |
![]() |