Entrée | tetanosy | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Aretina mahafaty avy amin'ny basiliosin'i Nikolae izay miditra avy amin'ny ratra tsy voakarakara ara-pahasalamana [1.13] | |
Jereo "Tetanosy (mihidy valanorano)" [Rehefa tsy misy ny dokotera, takila 182] [5.mg.https://hesperian.org/wp-content/uploads/pdf/mg_wtnd_2016/mg_wtnd_2016_14.pdf] | ||
Explications en français | Tétanos [1.13] | |
Vocabulaire | Santé | |
Exemples | Eo amin'ny zaza vao teraka, ny fahadiovana dia zava-dehibe mba hisorohana ny tetanosy.
[2.424] | |
Analogues | fanenitra ~ tomboka | |
Illustrations |
| |
Mis à jour le 2023/08/11 |
![]() |