Entrée | potraka | ||||||
Partie du discours | participe | ||||||
Lavo: Nisolafaka izy ka potraka Hevitra ohatra: Ny ketraka mora mivarina / Miroraka tonga kanosa; / Ny potraka nefa tafarina / Ireny ha olona kosa (Ny Avana) Nianjera: Potraka avy teny an-davarangana ilay zaza Miongana, mihem-boninahitra, nesorina amin' ny raharahany: Fatra-panao ny tsy rariny ny anao ka potraka [1.1] | |||||||
Fallen, fallen away [1.7] | |||||||
Tombé, déchu [1.8] | |||||||
Exemples |
| ||||||
Morphologie |
| ||||||
Dérivés |
| ||||||
Mis à jour le 2023/10/07 |
![]() |