| Entrée | mikodia (kodia) | ||||||||
| Partie du discours | verbe actif | ||||||||
| Mianjera dia mivadibadika, mihodinkodina: Latsaka teto ny volako dia nikodia tany ambany latabatra Mandeha mivarimbarina: Saika tratran' ny fokonolona ilay mpangalatra ka nikodia tany anaty hady tany Mivarina amin' ny tany: Nahoana no avala hikodia eto toy izao ity marary ity? Mitambotsotra, mivarina, mikororosy, mandrorona [1.1] | |||||||||
| Morphologie |
| ||||||||
| Mis à jour le 2023/08/11 |
|