| Entrée | mikorotsaka (korotsaka) | ||||||||
| Partie du discours | verbe actif | ||||||||
| Mibolisatra mianjera: Nikorotsaka tany an-kady ilay olon-dratsy Midina, mikoriana: Rano mikorotsaka ao anaty daba izany henonao izany [1.1] | |||||||||
| Morphologie |
| ||||||||
| Entrée | mikorôtsaka | ||||||||
| Partie du discours | verbe actif | ||||||||
| [Bezanozano] Mikorosy [1.78] | |||||||||
| Mis à jour le 2023/01/05 |
|