| Entrée |
mikororosy
(kororosy)
|
| Partie du discours | verbe actif
|
| | Manao ankororosy Mikodingy, mivarimbarina: Nikororosy tany an-tevana ilay mpangalatra Midina, mitambororotra, izany hoe mikorotsaka fotsiny hatrany: Tia mikororosy (na tia manao ankororosy) ambonin' ny ranomandry ny mponina any andafy ~ Efa nikororosy ireo nanodinkodim-bolam-bahoaka teo aloha [1.1]
|
| | To slide; to fall down [1.7]
|
| | Glisser, dégringoler [1.8]
|
| Exemples | Tsy inoako ny hoe mikororosy fahana ny olombelona ka hanjary ratsy noho ny taloha.
[1.369]
|
| Morphologie |
| Présent : |
mikororosy |
| Passé : |
nikororosy |
| Futur : |
hikororosy |
| Impératif : |
mikororosia |
|
|