| Entrée | misolafaka (solafaka) | ||||||||
| Partie du discours | verbe actif | ||||||||
| Mibolisatra, mikorisa fa malama ny tany diavina: Nisolafaka ny tongony ka lavo izy Lavo na potraka noho ny halemena: Nisolafaka ilay tovovavy, ka voa vao latsaka am-panenenana [1.1] | |||||||||
| To slip [1.7] | |||||||||
| Glisser [1.8] | |||||||||
| Morphologie |
| ||||||||
| Mis à jour le 2022/09/05 |
|