| Entrée | mipotraka (potraka) | ||||||
| Partie du discours | verbe actif | ||||||
| Midina, mirotsaka: Raha vao vita ny hiram-pirenena dia nipotraka ny saina. / Nipotraka ny ranomasony [1.1] | |||||||
| Exemples | misy kotroka, ka mitomany ny lanitra, ary mipotraka ny mahetsaka.
[2.69] | ||||||
| Morphologie |
| ||||||
| Mis à jour le 2023/09/08 |
|