Entrée |
mamotraka
(potraka)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Mandavo, mahalavo, mampianjera; manongana: Vato kely no namotraka azy [1.1]
|
Explications en français | Jetter à terre, renverser, dégrader, verser des larmes [1.3]
|
Exemples |
1 | Fa ny haratsiana mamotraka ny mpanota.
[2.996]
|
2 | Soavaly tsara folaka ity fiangonana ity, ka tsy mba mamotraka izay mitaingina azy.
[2.59]
|
|
Morphologie |
Présent : |
mamotraka |
Passé : |
namotraka |
Futur : |
hamotraka |
Impératif : |
mamotraha |
|
Autres orthographes |
|