| Entrée | mibolisatra (bolisatra) | ||||||||
| Partie du discours | verbe actif | ||||||||
| Mikorisa tsy mahafahatra fa malama ny tany: Nibolisatra ny tongotro ka lavo aho [1.1] | |||||||||
| Exemples | ary raha mibolisatra ny tongotro, dia hirehareha amiko izy.
[2.996] | ||||||||
| Morphologie |
| ||||||||
| Mis à jour le 2023/01/05 |
|