| Entrée | mikorisa (korisa) | ||||||||
| Partie du discours | verbe actif | ||||||||
| Mibolisatra: Nikorisa tamin' ny hoditr' akondro izy Mandeha midina nefa tsy mamindrafindra ny tongotra akory fa mamela ny tena hisosa fotsiny amin' izao: Nikorisa tamin' ny ravin' akondro izy hatrery ambany erý [1.1] | |||||||||
| To slide along [1.7] | |||||||||
| Glisser [1.8] | |||||||||
| Morphologie |
| ||||||||
| Entrée | mikorisà (korisa) | ||||||||
| Partie du discours | impératif du verbe actif mikorisa | ||||||||
| [1.1] | |||||||||
| [1.3] | |||||||||
| Mis à jour le 2023/01/20 |
|