Entrée | lavo (la) | |
Partie du discours | impératif du verbe passif lavina | |
Explications en anglais | lavina [1.2] | |
Entrée | lavo | |
Partie du discours | adjectif | |
Explications en malgache | [Tanala] Mianjera, potraka [1.78] | |
Potraka: Nibolisatra izy ka lavo Voazera amin' ny tany: Tolona amin' ny sakaiza tiana; aleo lavony toy izay mahalavo azy Resy: Niady hevitra izahay roa lahy ka lavony aho Maty (an-doka): Niloka tamin' ny ady baolina izahay ka lavoko ariary efapolo izy. [1.1] | ||
Explications en anglais | Fallen. Applied mostly to living things; fig. lucky [1.2] | |
Fallen [1.7] | ||
Explications en français | Tombé, déchu [1.8] | |
Dérivés |
| |
Mis à jour le 2025/04/17 |
![]() |