|
|
|
|

Entrée mitandrina (tandrina)
Partie du discours verbe actif
 Mampifantoka ny saina amin' ny zavatra iray ka manao izay rehetra azo atao mba tsy hisy hahavoa ny tena amin' izany: Mitandrema tsara rehefa mihazakazaka sao potraka
Miambina olona, manara-maso izay ataony: Tovolahy kely iny no nitandrina ny mpianatra ka nolalaoviny fotsiny
Mikarakara, manolokolo, mikajakaja: Aoka tandrina ity boky ity ohatra ny anakandriamaso ianao
Mitovy hevitra: mahakandikandy ~ mahavatra ~ manolokolo ~ miahy ~ mikajy ~ mikarakara ~ mikojakoja ~ mikolokolo ~ mikononkonona ~ mitaiza ~ mitity ~ mitsabo
Manaraka, manatanteraka: Izay te ho voavonjy, aoka hitandrina ny didy
Mitovy hevitra: miambina ~ miandry ~ miaro
Mitovy hevitra: mandala ~ misaingy ~ misoroka ~ mitandro ~ mitsimbina [1.1]
 To take care of; to look after; to be careful [1.7]
 Prendre soin de, surveiller; avoir soin [1.8]
Exemples Aleo mitandrina ihany fa loza izay teo izay. [2.4]
Morphologie 
Présent : mitandrina
Passé : nitandrina
Futur : hitandrina
Impératif : mitandrema

Mis à jour le 2023/01/20