Entrée |
mahavatra
(vatra)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Mahakarakara na mahakolokolo mandrakariva: Mahavatra manondraka ireo voninkazo ireoisa-maraina izy Mahatozo amin' ny fanaovana izay hahasoa: Mahavatra mifoha amin' ny dimy maraina isan' andro izy mba hahandro vary ho an' ny vadiny [1.1]
|
Explications en anglais | To support, to endure; to carry through [1.7]
|
Explications en français | Supporter, endurer; persévérer [1.8]
|
Exemples |
1 | Tia asa saina fa tsy mahavatra asa ilana herim-batana
[1.381]
|
2 | Misy dia mahavatra mianatra sy mandany fotoana miaraka aminay
[2.445]
|
|
Morphologie |
Présent : |
mahavatra |
Passé : |
nahavatra |
Futur : |
hahavatra |
Impératif : |
mahavara |
|
|