Entrée | mikarakara | ||||||||
Partie du discours | adjectif | ||||||||
[Bezanozano] misaritaka [1.78] | |||||||||
Entrée | mikarakara (karakara) | ||||||||
Partie du discours | verbe actif | ||||||||
Mitandrina, manao izay hahasoa fatratra sy manokana: Mikarakara tokoa ny vadiny Ramatoa iny Miahy, miraharaha: Tsy natao hikarakara ny baolina aho Manamboatra, manomana: Efa misy mikarakara ve ny sakafon' ny vahiny Mifehy, mitondra, manapaka: Iza no mikarakara ity faritany ity? [1.1] | |||||||||
To take care of, to look after [1.7] | |||||||||
Prendre soin de; se charger de [1.8] | |||||||||
Exemples | Ny toe-pahasalaman' ny toby dia ny mpimasy no mikarakara azy.
[2.472] | ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Entrée | mikarakarà (karakara) | ||||||||
Partie du discours | impératif du verbe actif mikarakara | ||||||||
Mis à jour le 2023/01/20 |
![]() |