Entrée |
misaritaka
(saritaka)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Mikorontana, tsy milamina: Aza fady fa misaritaka be ihany ity ny tranoko Mifaningotsingotra tsy hita lany: Misaritaka ity tady ka aoka hotapahina fa manala Misafotofoto tsy mihogo na mirandrana (volo): Misaritaka ny volonao fa hogoy kely [1.1]
|
Explications en anglais | To be in disorder [1.7]
|
Explications en français | être pêle-mêle [1.8]
|
| [Tanala]
être en désordre; être ébouriffés (cheveux) [1.6]
|
Exemples |
1 | Misaritaka ny olona eo mikarakara sakafo ho an-dRagova.
[2.472]
|
2 | Ny takolany no menabe ary ny volony misaritaka aza dia mbola nanome endrika azy Ihany.
[2.895]
|
|
Morphologie |
Présent : |
misaritaka |
Passé : |
nisaritaka |
Futur : |
hisaritaka |
Impératif : |
misaritaha |
|
|