Entrée |
tandrina
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Fiambenana, fiandrasana, fampifantohana ny saina amana eritreritra amin-javatra anankiray; fanarahana, fanatanterahana didy na lalàna [1.1]
|
Explications en anglais | Cared for [1.7]
|
Explications en français | Attention, vigilance [1.3, 1.8]
|
| Surveillance soigneuse, observation des ordres donnés, des commandements [1.3]
|
| Grand soin [1.8]
|
Exemples |
1 | Ataovy tsara tandrina ny didy
[1.1]
|
2 | Ratsy tandrina ny nanaovany ny ankizy
[1.1]
|
3 | Amin'ireo mpikabary rehetra notantaraina, dia tandrina fa ny Ombalahibemaso no nahazo ny ambanilanitra faran' izay lalina.
[2.298]
|
4 | Mitsatsa faneno ny akanga / ambony trano Ramiadamanjaka / misondrotsondrotra kosa ny rahona / ambony trano raha mihary tsy tandrina / satriko aza mihary tsy tandrina
[2.131]
|
|
Dérivés |
|