Entrée | tandremana (tandrina) | ||||||||
Partie du discours | verbe passif | ||||||||
Afantoka aminy ny saina amana eritreritra: Tandremo tsara izay soratanao, fa ny soratra mijanona Ambenana, andrasana, karakaraina mba tsy hisy simba: Tsy notandremanao tsara ny akohokely ka nisy latsaka tao am-pantsakana Arahina, tanterahina: Raha te ho voavonjy ianao, tandremo ny didy Atao izay tsy hahavoa ny tena: Tandremo sao solafaka [1.1] | |||||||||
To be cared for, to be looked after; to be the objet of precautions [1.7] | |||||||||
Dont on prend soin, qu'on surveille; qu'on manipule avec précaution, à quoi on fait bien attention [1.8] | |||||||||
Exemples | Ny farany, nitanisa ny fady tsy maintsy tandremana.
[2.472] | ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Mis à jour le 2023/01/20 |
![]() |