| Entrée | misoroka (soroka) | ||||||||
| Partie du discours | verbe actif | ||||||||
| Manala tany na ahitra amin' ny angady izay asosa hisafosafo ny tany: Antsoy Ikoto hisoroka ny tokotanintsika Midify, miala amin' ny...: Mahay misoroka ny.totohondrin' ny ankilany izy saingy tsy mahay mamely [1.1] | |||||||||
| To clear off (the ground); to dodge, to elude [1.7] | |||||||||
| Nettoyer avec une bêche; s'esquiver de, esquiver [1.8] | |||||||||
| Morphologie |
| ||||||||
| Mis à jour le 2022/09/14 |
|