Entrée | mitandro (tandro) | ||||||||
Partie du discours | verbe actif | ||||||||
Mitandrina, mitsimbina, miraharaha (fiteny amin' ny voninahitra, henatra, hasasarana, havizanana, hanoanana): Tsy nitandro hasasarana ianareo fa tonga hatraty an-tany lavitra atý ~ Nitandro henatra izy no tsy nanaovany an' izany [1.1] | |||||||||
To be careful with things [1.7] | |||||||||
Faire attention à être attentif à [1.8] | |||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Mis à jour le 2023/05/18 |
![]() |