Entrée | mihinana (hinana) | ||||||||
Partie du discours | verbe actif | ||||||||
Mitsako ary mitelina ventin-kanina mba hahavelona ny tena: Mihinam-bary ny Malagasy Mikiky: Mihinana ny vy ny haro fesina Mankahia, mampihena: Mihinana azy ny eritreriny Maka zavatra ankeriny (aman' olona): Nihinam-bolan' olona, hono, Rangahy io [1.1] | |||||||||
To eat; to use up; to embezzle funds [1.7] | |||||||||
Manger; consommer; détourner des fonds [1.8] | |||||||||
[Sakalava-Mayotte] [ mihinaña ] Manger [1.405] | |||||||||
Exemples |
| ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Entrée | mihinàna (hinana) | ||||||||
Partie du discours | impératif du verbe actif mihinana | ||||||||
[1.1] | |||||||||
[1.3] | |||||||||
Mis à jour le 2023/01/20 |
![]() |